Tongasoa eto amin’ny SOA RADIO! Radio an-tserasera ho an’ny rehetra izahay, mitondra mozika mahafinaritra, fialamboly, hafatra mampahery ary fandaharana isan-karazany. Eto ianao dia afaka mihaino hira tianao, manaraka fandaharana mahaliana ary mahazo hafatra manome hery sy fanantenana isan’andro. Misaotra anao mihaino sy manohana ny SOA RADIO. Faly izahay miara-dia aminao. SOA RADIO — Feo mampiray.